Numbers 31:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ilay antsasany izay anjaran’ireo no hanalanao izany ka homenao an’i Eleazara mpisorona ho fanomezana ho an’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny azy ireo antsasany no hangalanareo an’izany, ka omeo an’i Eleazara mpisorona ho anjara natokana ho an’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Halanao amin’ny anjaran’ny mpiantafika izany fanatitra ho AHY izany ka homenao an’i Elehazara mpisorona.
Malagasy Bible 1865
ny antsasany izay azy no hanalanao izany ka homenao an'i Eleazara mpisorona ho fanatitra alaina ho an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ilay antsasany izay anjaran’ireo no hanalanao izany ka homenao an’i Eleazara mpisorona ho fanomezana ho an’NY TOMPO.
malagasy
ny antsasany izay azy no hanalanao izany ka homenao an'i Eleazara mpisorona ho fanatitra alaina ho an'i Jehovah.