Numbers 31:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny babo sisa afa-tsy izay azon’ny mpanafika dia ondry aman’osy dimy arivo sy fito alina sy enina hetsy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny zavatra norobainy, ny sisan’ny babo azon’ny mpanafika, dia nisy ondry 675.000,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sisa tavela tamin’ireo babo azon’ny mpanafika dia ondry aman’osy 675 000,
Malagasy Bible 1865
Ary ny babo sisa afa-tsy izay azon'ny mpanafika, dia ondry aman'osy dimy arivo amby fito alina sy enina hetsy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny babo sisa afa-tsy izay azon’ny mpanafika dia ondry aman’osy dimy arivo sy fito alina sy enina hetsy,
malagasy
Ary ny babo sisa afa-tsy izay azon'ny mpanafika, dia ondry aman'osy dimy arivo amby fito alina sy enina hetsy,