Numbers 31:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny omby kosa dia enina arivo sy telo alina; ny anjaran’NY TOMPO avy tamin’ireo dia roa amby fitopolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
omby 36.000, ka ny 72 no anjara naloa ho an’i Iaveh tamin’ireo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
omby 36 000 ka ny 72 ho an’ny TOMPO;
Malagasy Bible 1865
Ary ny omby dia enina arivo amby telo alina; ary ny anjaran'i Jehovah avy tamin'ireo dia roa amby fito-polo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny omby kosa dia enina arivo sy telo alina; ny anjaran’NY TOMPO avy tamin’ireo dia roa amby fitopolo.
malagasy
Ary ny omby dia enina arivo amby telo alina; ary ny anjaran'i Jehovah avy tamin'ireo dia roa amby fito-polo.