Numbers 31:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dimanjato sy telo alina ny boriky; ny anjaran’NY TOMPO avy tamin’ireo dia iraika amby enimpolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
boriky 30.500, ka 61 no anjara naloa ho an’i Iaveh tamin’ireo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
boriky 30 500, ka ny 61 ho an’ny TOMPO;
Malagasy Bible 1865
Ary ny boriky dia diman-jato amby telo alina; ary ny anjaran'i Jehovah avy tamin'ireo dia iraika amby enim-polo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dimanjato sy telo alina ny boriky; ny anjaran’NY TOMPO avy tamin’ireo dia iraika amby enimpolo.
malagasy
Ary ny boriky dia diman-jato amby telo alina; ary ny anjaran'i Jehovah avy tamin'ireo dia iraika amby enim-polo.