Numbers 31:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy tamin’ilay antsasany izay an’ny Zanak’Israely, izay nozarain’i Mosesy avy tamin’ny mpanafika,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny amin’ilay antsasany an’ny zanak’i Israely kosa, izay navahan’i Môizy tamin’ny an’ny mpanafika,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny anjara nomena ny fiangonan’i Israely sisa dia mitovy amin’ny an’ny mpiantafika, izany hoe ondry aman’osy 337 500,
Malagasy Bible 1865
Ary avy tamin'ny antsasany an'ny Zanak'Isiraely, izay nozarain'i Mosesy avy tamin'ny mpanafika
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy tamin’ilay antsasany izay an’ny Zanak’Israely, izay nozarain’i Mosesy avy tamin’ny mpanafika,
malagasy
Ary avy tamin'ny antsasany an'ny Zanak'Isiraely, izay nozarain'i Mosesy avy tamin'ny mpanafika