Numbers 31:49 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka niteny taminy hoe: Ny mpanomponao dia efa naka ny isan’ny mpanafika izay nofehezinay ka tsy misy diso isa aminay na dia lehilahy iray aza;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Efa naka ny isan’ny mpanafika fehinay izahay mpanomponao, ka tsy nisy latsaka isa izahay na dia iray aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nanao taminy hoe: –Efa nalainay ny isan’ny mpiantafika izay teo ambany fifehezanay, ka tsy nisy latsaka na dia iray aza.
Malagasy Bible 1865
ka nanao taminy hoe: Ny mpanomponao efa naka ny isan'ny mpanafika izay nofehezinay, ka tsy misy diso isa aminay na dia lehilahy iray akory aza;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka niteny taminy hoe: Ny mpanomponao dia efa naka ny isan’ny mpanafika izay nofehezinay ka tsy misy diso isa aminay na dia lehilahy iray aza;
malagasy
ka nanao taminy hoe: Ny mpanomponao efa naka ny isan'ny mpanafika izay nofehezinay, ka tsy misy diso isa aminay na dia lehilahy iray akory aza;