Numbers 31:51 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noraisin’i Mosesy sy i Eleazara mpisorona taminy ny volamena izay firavaka voatefy avokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia noraisin’i Môizy sy i Eleazara mpisorona izany volamena izany, tamin’izy ireo, izany firavaka rehetra tsara tefy izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noraisin’i Mosesy sy i Elehazara mpisorona tamin’ny filoha miaramila ny volamena rehetra izay firavaka voatefy avokoa.
Malagasy Bible 1865
Dia noraisin'i Mosesy sy Eleazara mpisorona taminy ny volamena, dia firavaka voatefy avokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noraisin’i Mosesy sy i Eleazara mpisorona taminy ny volamena izay firavaka voatefy avokoa.
malagasy
Dia noraisin'i Mosesy sy Eleazara mpisorona taminy ny volamena, dia firavaka voatefy avokoa.