Numbers 31:52 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny volamena rehetra izay natokan’ny mpifehy arivo sy ny mpifehy zato ho fanomezana ho an’NY TOMPO dia sekela dimampolo sy fitonjato sy enina arivo sy iray alina
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy 16.750 sikla ny volamena rehetra voaavaka nateriny ho an’i Iaveh avy amin’ny tomponarivo sy tompon-jato.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny lanjan’ny volamena rehetra natolotr’ireo manamboninahitra ireo ho an’ny TOMPO dia nahatratra 170 kilao eo ho eo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny volamena rehetra tamin'ny fanatitra nalain'ny mpifehy arivo sy ny mpifehy zato ho an'i Jehovah, dia sekely dimam-polo amby fiton-jato sy enina arivo sy iray alina
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny volamena rehetra izay natokan’ny mpifehy arivo sy ny mpifehy zato ho fanomezana ho an’NY TOMPO dia sekela dimampolo sy fitonjato sy enina arivo sy iray alina
malagasy
Ary ny volamena rehetra tamin'ny fanatitra nalain'ny mpifehy arivo sy ny mpifehy zato ho an'i Jehovah, dia sekely dimam-polo amby fiton-jato sy enina arivo sy iray alina