Numbers 31:53 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria ny mpanafika dia samy namabo ho an’ny tenany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpanafika tamin’ny foloalindahy dia samy nahazo ny babony ho azy ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny miaramila tsotra kosa dia samy nitahiry ho an’ny tenany izay zavatra nobaboiny manokana.
Malagasy Bible 1865
(fa ny mpanafika samy namabo ho an'ny tenany).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria ny mpanafika dia samy namabo ho an’ny tenany.
malagasy
(fa ny mpanafika samy namabo ho an'ny tenany).Dia noraisin'i Mosesy sy Eleazara mpisorona ny volamena nomen'ny mpifehy arivo sy ny mpifehy zato ka nentiny tao amin'ny trano-lay fihaonana ho fahatsiarovana ho an'ny Zanak'Isiraely eo anatrehan'i Jehovah.