Numbers 31:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampandehanin’i Mosesy hanafika ireo arivo lahy isam-poko ireo sy i Finehasa, zanak’i Eleazara mpisorona, izay nitondra ny fanaka masina teny an-tanany, miaraka amin’ireo trompetra fanairana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nalefan’i Môizy ho any an-tafika izy arivo lahy isam-pokony ireo, dia izy ireo sy i Finea, zanak’i Eleazara mpisorona, izay nitondra niaraka taminy ny fanaka masina sy ny trômpetra mikarantsana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nalefan’i Mosesy hiantafika izy rehetra ireo niaraka tamin’i Pinehasa mpisorona sady zanakalahin’i Elehazara; i Pinehasa no nitondra ny fitaovana masina ary koa ny trompetra mpanainga hiady.
Malagasy Bible 1865
Ary nampandehanin'i Mosesy ho any an-tafika ireo arivo lahy isam-pirenena ireo sy Finehasa, zanak'i Eleazara mpisorona, izay nitondra ny fanaka masina teny an-tànany, dia ny trompetra avo feo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampandehanin’i Mosesy hanafika ireo arivo lahy isam-poko ireo sy i Finehasa, zanak’i Eleazara mpisorona, izay nitondra ny fanaka masina teny an-tanany, miaraka amin’ireo trompetra fanairana.
malagasy
Ary nampandehanin'i Mosesy ho any an-tafika ireo arivo lahy isam-pirenena ireo sy Finehasa, zanak'i Eleazara mpisorona, izay nitondra ny fanaka masina teny an-tànany, dia ny trompetra avo feo.