Numbers 31:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niady tamin’ny Midianita ireo, araka izay efa nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy; dia matiny ny lehilahy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandroso hamely an’i Madiàna izy, araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy, ka novonoiny avokoa ny lahy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanafika ny Midianita araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy ireo, ka namono nahafaty ny lehilahy rehetra.
Malagasy Bible 1865
Dia niady tamin'ny Midianita ireo, araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy; ary namono ny lehilahy rehetra izy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niady tamin’ny Midianita ireo, araka izay efa nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy; dia matiny ny lehilahy rehetra.
malagasy
Dia niady tamin'ny Midianita ireo, araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy; ary namono ny lehilahy rehetra izy