Numbers 31:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary matiny niaraka tamin’ireny koa ny mpanjakan’i Midiana dimy lahy, dia i Evy, i Rekema, i Zora, i Hora ary i Reba; ary i Balama, zanak’i Beora koa dia novonoiny tamin’ny sabatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Afa-tsy izay maty an’ady dia novonoiny koa ny mpanjakan’i Madiàna: i Evỳ, i Rekema, i Sora, i Hora, ary i Reba, mpanjakan’i Madiàna dimy lahy. Novonoiny tamin’ny sabatra koa i Balaama zanak’i Beôra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Matin’ny Israelita koa ny mpanjaka midianita dimy lahy, dia i Evỳ sy i Rekema, i Tsoro sy i Hora ary i Reba. Novonoiny ho faty tamin’ny sabatra ihany koa i Balahama zanakalahin’i Behôra.
Malagasy Bible 1865
ary ny mpanjakan'i Midiana dimy lahy dia matiny niaraka tamin'ireny koa, dia Evy sy Rekema sy Zora sy Hora ary Reba; ary Balama, zanak'i Beora, koa dia novonoiny tamin'ny sabatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary matiny niaraka tamin’ireny koa ny mpanjakan’i Midiana dimy lahy, dia i Evy, i Rekema, i Zora, i Hora ary i Reba; ary i Balama, zanak’i Beora koa dia novonoiny tamin’ny sabatra.
malagasy
ary ny mpanjakan'i Midiana dimy lahy dia matiny niaraka tamin'ireny koa, dia Evy sy Rekema sy Zora sy Hora ary Reba; ary Balama, zanak'i Beora, koa dia novonoiny tamin'ny sabatra.