Numbers 31:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nobaboin’ny Zanak’Israely koa ny vehivavy midianita sy ny zanany madinika; nalainy avokoa ny biby fiompiny rehetra sy ny omby aman’ondriny rehetra mbamin’ny fananany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nobaboin’ny zanak’i Israely avokoa ny vadin’ny Madianìta mbamin’ny zanany madinika; norobainy daholo ny biby mpitondra entany sy ny biby fiompiny rehetra ary ny fananany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nataony sambo-belona ny vehivavy sy ny zaza midianita; nobaboiny avokoa ny biby fiompy rehetra mbamin’ny omby aman’ondriny rehetra ary ny fananany rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Zanak'Isiraely namabo ny vehivavy Midianita sy ny zanany madinika; ary nobaboiny avokoa ny biby fiompiny rehetra sy ny omby aman'ondriny rehetra ary ny fananany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nobaboin’ny Zanak’Israely koa ny vehivavy midianita sy ny zanany madinika; nalainy avokoa ny biby fiompiny rehetra sy ny omby aman’ondriny rehetra mbamin’ny fananany rehetra.
malagasy
Ary ny Zanak'Isiraely namabo ny vehivavy Midianita sy ny zanany madinika; ary nobaboiny avokoa ny biby fiompiny rehetra sy ny omby aman'ondriny rehetra ary ny fananany rehetra.