Numbers 32:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nirehitra ny fahatezeran’NY TOMPO tamin’izay andro izay ka nianiana Izy hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nirehitra ny fahatezeran’i Iaveh tamin’izay andro izay, ka nianiana Izy nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nirehi-pahatezerana ny TOMPO tamin’izay andro izay, ka nianiana nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary nirehitra ny fahatezeran'i Jehovah tamin'izay andro izay, dia nianiana Izy ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nirehitra ny fahatezeran’NY TOMPO tamin’izay andro izay ka nianiana Izy hoe:
malagasy
Ary nirehitra ny fahatezeran'i Jehovah tamin'izay andro izay, dia nianiana Izy ka nanao hoe: