Numbers 32:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny olona izay niakatra avy tany Ejipta, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, dia tsy hisy hahita ny tany izay efa nianianako tamin’i Abrahama sy Isaka ary i Jakoba homena azy satria tsy tanteraka tamin’ny fanarahana Ahy izy ireo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
‹Tsy hisy hahita ny tany efa nianianako tamin’i Abrahama sy i Isaaka ary i Jakôba homena azy, ireo olona niakatra avy tany Ejipta, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, satria tsy nanaraka Ahy tsara izy ireo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ireo olona izay niakatra avy tany Ejipta ka feno roapolo taona no ho miakatra, dia tsy hisy hahita ny tany izay efa nianianako tamin’i Abrahama sy i Itsehàka ary i Jakôba fa homena azy, satria tsy nanaraka ny teniko izy.
Malagasy Bible 1865
Ny olona izay niakatra avy tany Egypta, hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra, dia tsy hisy hahita ny tany izay efa nianianako tamin'i Abrahama sy Isaka ary Jakoba homena azy, satria tsy tanteraka tamin'ny fanarahana Ahy izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny olona izay niakatra avy tany Ejipta, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, dia tsy hisy hahita ny tany izay efa nianianako tamin’i Abrahama sy Isaka ary i Jakoba homena azy satria tsy tanteraka tamin’ny fanarahana Ahy izy ireo,
malagasy