Numbers 32:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
afa-tsy i Kaleba, zanak’i Jefone kenizita, sy i Josoa, zanak’i Nona, izay tanteraka tamin’ny fanarahana NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
afa-tsy i Kaleba zanak’i Jefone Kenezeanina, sy i Jôsoe zanak’i Nona, izay nanaraka tsara an’i Iaveh.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Kaleba, zanakalahin’i Jefone izay anisan’ny tarik’i Kenaza, ary i Josoa zanakalahin’i Nona ihany no hiditra any, satria izy roa lahy no nanaraka ny teniko.»
Malagasy Bible 1865
afa-tsy Kaleba, zanak'i Jefone Kenizita, sy Josoa, zanak'i Nona, izay tanteraka tamin'ny fanarahana an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
afa-tsy i Kaleba, zanak’i Jefone kenizita, sy i Josoa, zanak’i Nona, izay tanteraka tamin’ny fanarahana NY TOMPO.
malagasy
afa-tsy Kaleba, zanak'i Jefone Kenizita, sy Josoa, zanak'i Nona, izay tanteraka tamin'ny fanarahana an'i Jehovah.