Numbers 32:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao indray koa ianareo dia mitsangana hisolo ny rainareo, ho taranaka mpanota, hampitombo ny firehetan’ny fahatezeran’NY TOMPO amin’ny Israely!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indreo ianareo mitsangana hisolo ny rainareo, toy ny taranaky ny mpanota, ka hampitombo indray ny firehetan’ny hatezeran’i Iaveh amin’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ianareo, ry andian’olona mpanota, indreo ianareo fa manara-dia ireo rainareo ka hampirehitra indray ny fahatezeran’ny TOMPO amin’ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Ary, indreto, ianareo mitsangana hisolo ny rainareo, ho taranaka mbola mpanota, hampitombo ny firehetan'ny fahatezeran'i Jehovah amin'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izao indray koa ianareo dia mitsangana hisolo ny rainareo, ho taranaka mpanota, hampitombo ny firehetan’ny fahatezeran’NY TOMPO amin’ny Israely!
malagasy
Ary, indreto, ianareo mitsangana hisolo ny rainareo, ho taranaka mbola mpanota, hampitombo ny firehetan'ny fahatezeran'i Jehovah amin'ny Isiraely.