Numbers 32:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanatona azy izy ireo ka niteny hoe: Hanao vala eto izahay ho an’ny omby aman’ondrinay ary tanàna ho an’ny zanakay madinika;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanakaiky an’i Môizy izy ireo, ka nanao hoe: «Hanao vala ho an’ny biby fiompinay eto izahay, sy tanàna ho an’ny zanakay madinika,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanatona an’i Mosesy ny Reobenita sy ny Gadita ka nanao taminy hoe: –Hanao vala ho an’ny biby fiompy sy tanàna ho an’ny fianankavianay eto izahay;
Malagasy Bible 1865
Ary dia nanatona azy izy ireo ka nanao hoe: Hanao vala eto izahay ho an'ny omby aman'ondrinay sy tanàna koa ho an'ny zanakay madinika;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanatona azy izy ireo ka niteny hoe: Hanao vala eto izahay ho an’ny omby aman’ondrinay ary tanàna ho an’ny zanakay madinika;
malagasy
Ary dia nanatona azy izy ireo ka nanao hoe: Hanao vala eto izahay ho an'ny omby aman'ondrinay sy tanàna koa ho an'ny zanakay madinika;