Numbers 32:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hody any an-tranonay izahay mandra-pahazoan’ny Zanak’Israely ny zarataniny avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hody amin’ny tranonay izahay, raha tsy efa samy nahazo ny lovany avy ny zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hody izahay raha tsy tafapetraka amin’ny zara taniny avy ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Tsy hody any an-tranonay izahay, mandra-pahazon'ny Zanak'Isiraely ny zara-taniny avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hody any an-tranonay izahay mandra-pahazoan’ny Zanak’Israely ny zarataniny avy.
malagasy
Tsy hody any an-tranonay izahay, mandra-pahazon'ny Zanak'Isiraely ny zara-taniny avy.