Numbers 32:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy hiara-mandray zaratany aminy izahay raha hatrany andafin’i Jordana no ho miankandrefana satria efa azonay atỳ andafy atsinanan’i Jordana atỳ ny zarataninay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy hiara-mandray zaratany aminy any an-dafin’i Jordany izahay, na any ankoatran’izany, fa efa azonay atỳ an-dafin’i Jordany atỳ atsinanana ny anjara lovanay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy hiara-mandova aminy ny any an-dafy andrefan’i Jôrdàna izahay, satria ny anjara lovanay dia atỳ an-dafy atsinanan’i Jôrdàna.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy hiara-mandray zara-tany aminy izahay hatrany an-dafin'i Jordana no ho miankandrefana, satria efa azonay atỳ an-dafy atsinanan'i Jordana atỳ ny zara-taninay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy hiara-mandray zaratany aminy izahay raha hatrany andafin’i Jordana no ho miankandrefana satria efa azonay atỳ andafy atsinanan’i Jordana atỳ ny zarataninay.
malagasy
Fa tsy hiara-mandray zara-tany aminy izahay hatrany an-dafin'i Jordana no ho miankandrefana, satria efa azonay atỳ an-dafy atsinanan'i Jordana atỳ ny zara-taninay.