Numbers 32:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia avy ny taranak’i Gada sy ny taranak’i Robena ka niteny tamin’i Mosesy sy i Eleazara mpisorona sy tamin’ireo lohan’ny fiangonana hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nanatona an’i Môizy sy i Eleazara mpisorona ary ny lohan’ny fiangonana ny zana-dRobena sy ny zanak’i Gada ka nanao taminy hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia niteny tamin’i Mosesy sy i Elehazara mpisorona ary ny filohan’ny fiangonana izy roa tonta ka nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
dia avy ny taranak'i Gada sy ny taranak'i Robena ka niteny tamin'i Mosesy sy Eleazara mpisorona sy tamin'ny lohan'ny fiangonana ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia avy ny taranak’i Gada sy ny taranak’i Robena ka niteny tamin’i Mosesy sy i Eleazara mpisorona sy tamin’ireo lohan’ny fiangonana hoe:
malagasy
dia avy ny taranak'i Gada sy ny taranak'i Robena ka niteny tamin'i Mosesy sy Eleazara mpisorona sy tamin'ny lohan'ny fiangonana ka nanao hoe: