Numbers 32:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Mosesy taminy: Raha hanao izany zavatra izany ianareo ka hiomana hanafika eo anatrehan’NY TOMPO,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Môizy tamin’izy ireo: «Raha izany àry no ataonareo ka hioman-kiady eo anatrehan’i Iaveh ianareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Mosesy tamin’ny Reobenita sy ny Gadita: –Raha izany no ataonareo, dia raiso ny fiadianareo mba hiantafika eo ambany fifehezan’ny TOMPO;
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Mosesy taminy: Raha hanao izany zavatra izany ianareo ka hiomana eo anatrehan'i Jehovah ho any an-tafika,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Mosesy taminy: Raha hanao izany zavatra izany ianareo ka hiomana hanafika eo anatrehan’NY TOMPO,
malagasy
Dia hoy Mosesy taminy: Raha hanao izany zavatra izany ianareo ka hiomana eo anatrehan'i Jehovah ho any an-tafika,