Numbers 32:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
rehefa samy efa voaomana hiady dia hita ho any andafin’i Jordana eo anatrehan’NY TOMPO, mandra-pandroakany ny fahavalony hiala eo anoloany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha ny lehilahy rehetra mitam-piadiana ao aminareo no hita an’i Jordany eo anatrehan’i Iaveh, mandra-pandroakany ny fahavalony hiala eo anatrehany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary aoka ny lehilahy vonon-kiady rehetra hiampita eny an-dafy andrefan’i Jôrdàna araka ny fifehezan’ny TOMPO ka haharitra ao mandra-pandroakan’ny Tompo ireo fahavalony!
Malagasy Bible 1865
ary rehefa samy efa voaomana hiady, dia hita ho any an-dafin'i Jordana eo anatrehan'i Jehovah, mandra-pandroakany ny fahavalony hiala eo anoloany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
rehefa samy efa voaomana hiady dia hita ho any andafin’i Jordana eo anatrehan’NY TOMPO, mandra-pandroakany ny fahavalony hiala eo anoloany
malagasy
ary rehefa samy efa voaomana hiady, dia hita ho any an-dafin'i Jordana eo anatrehan'i Jehovah, mandra-pandroakany ny fahavalony hiala eo anoloany,