Numbers 32:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka ho resy eo anatrehan’NY TOMPO ny tany, dia izay vao hody ianareo ka tsy hanan-tsiny, na amin’NY TOMPO, na amin’ny Israely; ary ity tany ity no ho zarataninareo eo anatrehan’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka tsy hiverina raha tsy efa resy eo anatrehan’i Iaveh ny tany, dia afa-tsiny eo anatrehan’i Iaveh sy eo anatrehan’i Israely ianareo, ary ho fanananareo eo anatrehan’i Iaveh ity faritany ity.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa resy eo anatrehan’ny TOMPO io tany io, dia hody ianareo ka ho afa-tsiny amin’ny TOMPO sy amin’ny Israelita hafa; ary hoeken’ny TOMPO ho fanananareo ity tany ity.
Malagasy Bible 1865
ka ho resy eo anatrehan'i Jehovah ny tany; ary rehefa vita izany, dia hody ianareo ka tsy hanan-tsiny, na amin'i Jehovah, na amin'ny Isiraely; ary ity tany ity ho zara-taninareo eo anatrehan'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka ho resy eo anatrehan’NY TOMPO ny tany, dia izay vao hody ianareo ka tsy hanan-tsiny, na amin’NY TOMPO, na amin’ny Israely; ary ity tany ity no ho zarataninareo eo anatrehan’NY TOMPO.
malagasy