Numbers 32:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha tsy hanao izany kosa ianareo dia manota amin’NY TOMPO; ary aoka ho fantatrareo fa hanody anareo ny fahotanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha tsy manao izany kosa ianareo, dia indro manota amin’i Iaveh ianareo, ka fantaro fa hanody anareo ny fahotanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha tsy manao izany kosa ianareo, dia manota amin’ny TOMPO, ary fantaro fa ianareo ihany no hifoteran’ny vokatry ny fahotanareo.
Malagasy Bible 1865
Fa raha tsy hanao izany kosa ianareo, dia manota amin'i Jehovah; ary aoka ho fantatrareo fa hanody anareo ny fahotanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha tsy hanao izany kosa ianareo dia manota amin’NY TOMPO; ary aoka ho fantatrareo fa hanody anareo ny fahotanareo.
malagasy
Fa raha tsy hanao izany kosa ianareo, dia manota amin'i Jehovah; ary aoka ho fantatrareo fa hanody anareo ny fahotanareo.