Numbers 32:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manorena tanàna ho an’ny zanakareo madinika sy vala ho an’ny ondry aman’osinareo ka ataovy izay naloaky ny vavanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoreno àry ny tanàna ho an’ny zanakareo sy ny vala ho an’ny biby fiompinareo dia tanteraho koa ny teny naloaky ny vavanareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manaova tanàna ho an’ny fianakavianareo ary vala ho an’ny ondry aman’osinareo; nefa tanteraho izay fampanantenana naloaky ny vavanareo.
Malagasy Bible 1865
Manaova tanàna ho an'ny zanakareo madinika sy vala ho an'ny ondry aman'osinareo, ka ataovy izay naloaky ny vavanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manorena tanàna ho an’ny zanakareo madinika sy vala ho an’ny ondry aman’osinareo ka ataovy izay naloaky ny vavanareo.
malagasy
Manaova tanàna ho an'ny zanakareo madinika sy vala ho an'ny ondry aman'osinareo, ka ataovy izay naloaky ny vavanareo.