Numbers 32:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niteny tamin’i Mosesy ny taranak’i Gada sy ny taranak’i Robena hoe: Hanatanteraka izay andidianao ny mpanomponao, tompoko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niteny tamin’i Môizy ny zanak’i Gada sy ny zana-dRobena nanao hoe: «Izay nodidian’ny tompoko, dia hataon’ny mpanomponao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niteny tamin’i Mosesy ny taranak’i Gada sy ny taranak’i Reobena ka nanao hoe: –Hanao araka izay nandidianao izahay, tompoko.
Malagasy Bible 1865
Dia niteny tamin'i Mosesy ny taranak'i Gada sy ny taranak'i Robena ka nanao hoe: Ny mpanomponao dia hanao araka izay andidianao, tompoko:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niteny tamin’i Mosesy ny taranak’i Gada sy ny taranak’i Robena hoe: Hanatanteraka izay andidianao ny mpanomponao, tompoko.
malagasy
Dia niteny tamin'i Mosesy ny taranak'i Gada sy ny taranak'i Robena ka nanao hoe: Ny mpanomponao dia hanao araka izay andidianao, tompoko: