Numbers 32:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakay madinika sy ny vadinay ary ny ondry aman’osinay sy ny biby fiompinay rehetra dia hitoetra ato amin’ny tanànan’i Gileada;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zanakay, ny vadinay, ny biby fiompinay sy ny biby manompo rehetra anananay, dia hitoetra eto amin’ny tanànan’i Galaada;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vady aman-janakay sy ny ondry aman’osinay ary ny biby hafa rehetra fiompinay dia hajanonay eto amin’ny tanànan’i Gilehada;
Malagasy Bible 1865
ny zanakay madinika sy ny vadinay sy ny ondry aman'osinay ary ny biby fiompinay rehetra dia hitoetra ato amin'ny tanànan'i Gileada;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakay madinika sy ny vadinay ary ny ondry aman’osinay sy ny biby fiompinay rehetra dia hitoetra ato amin’ny tanànan’i Gileada;
malagasy
ny zanakay madinika sy ny vadinay sy ny ondry aman'osinay ary ny biby fiompinay rehetra dia hitoetra ato amin'ny tanànan'i Gileada;