Numbers 32:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ny mpanomponao dia handeha hita ny ony; samy efa voaomana hiady eo anatrehan’NY TOMPO izahay ka hanafika, araka izay nolazainao, tompoko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny mpanomponao kosa rehefa mety ho lehilahy voaoman-kiady, dia handeha eo alohan’i Iaveh mba hiantafika araka ny tenin’ny tompoko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa izahay kosa dia efa samy vonon-kiady avokoa ka handeha hiantafika eo ambany fifehezan’ny TOMPO, araka izay nolazainao, ry Mosesy.
Malagasy Bible 1865
fa ny mpanomponao handeha hita, samy efa voaomana hiady eo anatrehan'i Jehovah, ho any an-tafika, araka izay nolazainao, tompoko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ny mpanomponao dia handeha hita ny ony; samy efa voaomana hiady eo anatrehan’NY TOMPO izahay ka hanafika, araka izay nolazainao, tompoko.
malagasy
fa ny mpanomponao handeha hita, samy efa voaomana hiady eo anatrehan'i Jehovah, ho any an-tafika, araka izay nolazainao, tompoko.