Numbers 32:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Mosesy dia nandidy an’i Eleazara mpisorona sy i Josoa, zanak’i Nona, ary ireo lohan’ny fianakaviana tamin’ny fokon’ny Zanak’Israely ny momba azy ireo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nomen’i Môizy didy ny amin’ireo, i Eleazara mpisorona sy i Jôsoe zanak’i Nona ary ny filoham-pianakaviana amin’ny fokon’ny zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nomen’i Mosesy baiko ny amin’ireo i Elehazara mpisorona sy i Josoa zanakalahin’i Nona ary ny filoham-pianakaviana tamin’ny foko israelita
Malagasy Bible 1865
Ary Mosesy dia nandidy an'i Eleazara mpisorona sy Josoa, zanak'i Nona, ary ny lohan'ny fianakaviana tamin'ny firenen'ny Zanak'Isiraely ny amin'ireo
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Mosesy dia nandidy an’i Eleazara mpisorona sy i Josoa, zanak’i Nona, ary ireo lohan’ny fianakaviana tamin’ny fokon’ny Zanak’Israely ny momba azy ireo
malagasy
Ary Mosesy dia nandidy an'i Eleazara mpisorona sy Josoa, zanak'i Nona, ary ny lohan'ny fianakaviana tamin'ny firenen'ny Zanak'Isiraely ny amin'ireo