Numbers 32:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka niteny taminy hoe: Raha handeha hita an’i Jordana hiaraka aminareo ny taranak’i Gada sy ny taranak’i Robena, samy efa voaomana hiady eo anatrehan’NY TOMPO, ka ho resy eo anoloanareo ny tany, dia homenareo azy ny tany Gileada ho zarataniny;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy izy taminy: «Raha mita an’i Jordany miaraka aminareo ny zanak’i Gada sy ny zana-dRobena, dia ny lehilahy rehetra voaoman-kiady eo anatrehan’i Iaveh, ka resy eo anatrehanareo ny tany, dia omeo ho fananany ny tany azo ao amin’i Galaada.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nilazany hoe: –Raha hiara-mita an’i Jôrdàna aminareo ny miaramila gadita sy robenita rehetra mirongo fiadiana mba hiantafika eo ambany fifehezan’ny TOMPO, ka ho resinareo ny tany eo anoloanareo, dia omeo ho fananany ny tany Gilehada.
Malagasy Bible 1865
ka nanao taminy hoe: Raha handeha hita an'i Jordana hiaraka aminareo ny taranak'i Gada sy ny taranak'i Robena, samy efa voaomana hiady eo anatrehan'i Jehovah, ka ho resy ny tany eo anoloanareo, dia homenareo azy ny tany Gileada ho zara-taniny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka niteny taminy hoe: Raha handeha hita an’i Jordana hiaraka aminareo ny taranak’i Gada sy ny taranak’i Robena, samy efa voaomana hiady eo anatrehan’NY TOMPO, ka ho resy eo anoloanareo ny tany, dia homenareo azy ny tany Gileada ho zarataniny;
malagasy