Numbers 32:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa raha tsy mandray fiadiana miaraka aminareo izy dia eo aminareo any amin’ny tany Kanana ihany no hahazoany zaratany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha tsy mandeha mitam-piadiana miaraka aminareo kosa izy, dia hitoetra eo afovoanareo any amin’ny tany Kanaana ihany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha tsy manao izany kosa izy, dia miaraka aminareo ihany ao amin’ny tany Kanahàna no hahazoany zara tany ho fananany.
Malagasy Bible 1865
fa raha tsy mandeha samy efa voaomana hiady miaraka aminareo Izy, dia eo aminareo amin'ny tany Kanana ihany no hahazoany zara-tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa raha tsy mandray fiadiana miaraka aminareo izy dia eo aminareo any amin’ny tany Kanana ihany no hahazoany zaratany.
malagasy
fa raha tsy mandeha samy efa voaomana hiady miaraka aminareo Izy, dia eo aminareo amin'ny tany Kanana ihany no hahazoany zara-tany.