Numbers 32:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny taranak’i Gada sy ny taranak’i Robena: Araka izay nolazain’NY TOMPO tamin’ny mpanomponao no hataonay:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namaly ny zanak’i Gada sy ny zana-dRobena nanao hoe: «Hataonay izay nolazain’i Iaveh tamin’ny mpanomponao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namaly ny miaramila Gadita sy i Reobenita ka nanao hoe: –Izay nandidian’ny TOMPO anay no hataonay!
Malagasy Bible 1865
Dia namaly ny taranak'i Gada sy ny taranak'i Robena ka nanao hoe: Araka izay nolazain'i Jehovah tamin'ny mpanomponao no hataonay:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny taranak’i Gada sy ny taranak’i Robena: Araka izay nolazain’NY TOMPO tamin’ny mpanomponao no hataonay:
malagasy
Dia namaly ny taranak'i Gada sy ny taranak'i Robena ka nanao hoe: Araka izay nolazain'i Jehovah tamin'ny mpanomponao no hataonay: