Numbers 32:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Handeha hita eo anatrehan’NY TOMPO ho any amin’ny tany Kanana izahay, fa samy efa voaomana hiady, kanefa etỳ andafin’i Jordana etỳ ihany no hahazoanay zaratany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Handeha mitam-piadiana izahay ho any amin’ny tany Kanaana eo anatrehan’i Iaveh, ary ho raikitra atỳ andafin’i Jordany ny anjara fananana ho lovanay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Handray fiadiana izahay ka hitsofoka ao amin’ny tany Kanahàna araka ny fifehezan’ny TOMPO, mba ho atỳ an-dafy atsinanan’i Jôrdàna atỳ no hahazoanay zara tany ho fananany.
Malagasy Bible 1865
Izabay handeha hita eo anatrehan'i Jehovah ho any amin'ny tany Kanana samy efa voaomana hiady, kanefa etỳ an-dafin'i Jordana etỳ ihany no hahazoanay zara-tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Handeha hita eo anatrehan’NY TOMPO ho any amin’ny tany Kanana izahay, fa samy efa voaomana hiady, kanefa etỳ andafin’i Jordana etỳ ihany no hahazoanay zaratany.
malagasy
Izabay handeha hita eo anatrehan'i Jehovah ho any amin'ny tany Kanana samy efa voaomana hiady, kanefa etỳ an-dafin'i Jordana etỳ ihany no hahazoanay zara-tany.