Numbers 32:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nomen’i Mosesy ho an’ny taranak’i Gada sy ny taranak’i Robena ary ny antsasaky ny fokon’i Manase, zanak’i Josefa, ny fanjakan’i Sihona, mpanjakan’ny Amorita, sy ny fanjakan’i Oga, mpanjakan’i Basana, dia ny tany mbamin’ny tanànany ao amin’ny faritany, dia ny tanàna eny amin’ny tany manodidina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nomen’i Môizy ny zanak’i Gada sy ny zana-dRobena ary ny antsasaky ny fokon’i Manase zanak’i Josefa, ny fanjakan’i Sehôna mpanjakan’ny Amôreana, sy ny fanjakan’i Oga mpanjakan’i Basàna, dia ny tany mbamin’ny tanànany sy ny faritany momba azy, ary ny tanàna eny amin’ny tany manodidina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nomen’i Mosesy ny taranak’i Gada sy ny taranak’i Reobena ary ny antsasaky ny fokon’i Manase zanakalahin’i Jôsefa, ny fanjakan’i Sihôna mpanjakan’ny Amôrita sy ny fanjakan’i Hôga mpanjakan’i Basàna, dia ny tany mbamin’ny tanànany miaraka amin’ny faritra manodidina.
Malagasy Bible 1865
Dia nomen'i Mosesy ho an'ny taranak'i Gada sy ny taranak'i Robena ary ny an-tsasaky ny firenen'i Manase, zanak'i Josefa, ny fanjakan'i Sihona, mpanjakan'ny Amorka, sy ny fanjakan'i Oga, mpanjakan'i Basana dia ny tany mbamin'ny tanànany ao amin'ny fari-tany, dia ny tanàna eny amin'ny tany manodidina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nomen’i Mosesy ho an’ny taranak’i Gada sy ny taranak’i Robena ary ny antsasaky ny fokon’i Manase, zanak’i Josefa, ny fanjakan’i Sihona, mpanjakan’ny Amorita, sy ny fanjakan’i Oga, mpanjakan’i Basana, dia ny tany mbamin’ny tanànany ao amin’ny faritany, dia ny tanàna eny amin’ny tany manodidina.
malagasy