Numbers 32:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny taranak’i Gada dia nanorina an’i Dibona, i Atarota, i Aroera,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zanak’i Gada nanorina an’i Dibôna, i Atarôta, i Arôera,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny taranak’i Gada nanangana indray ireto tanàna ireto, dia i Dibôna sy i Hatarôta, i Harôhera
Malagasy Bible 1865
Ary ny taranak'i Gada nanao an'i Dibona sy Atarota sy Aroera
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny taranak’i Gada dia nanorina an’i Dibona, i Atarota, i Aroera,
malagasy
Ary ny taranak'i Gada nanao an'i Dibona sy Atarota sy Aroera