Numbers 32:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Bety-Nimra, i Bety-Harana, tanàna mimanda sy vala ho an’ny ondry.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Betnemrà ary i Betaràna, tanàna mimanda, ary nanao vala ho an’ny biby fiompy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary i Bety-Nimrà sy i Bety-Haràna; nataony tanàna mimanda ireo ary nisy koa valan’ondry namboariny.
Malagasy Bible 1865
sy Beti-nimra sy Beti-harana, tanàna mimanda, ary vala ho an'ny ondry.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Bety-Nimra, i Bety-Harana, tanàna mimanda sy vala ho an’ny ondry.
malagasy
sy Beti-nimra sy Beti-harana, tanàna mimanda, ary vala ho an'ny ondry.