Numbers 32:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny taranak’i Robena dia nanorina an’i Hesbona, i Elale, i Kiriataima,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zana-dRobena nanorina an’i Hesebona, i Eleale, i Kaariataïma,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny taranak’i Reobena kosa nanangana indray ireto tanàna ireto, dia i Hesbôna sy i Elehale, i Kiriataîma,
Malagasy Bible 1865
Ary ny taranak'i Robena nanao an'i Hesbona sy Elale sy Kiriataima
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny taranak’i Robena dia nanorina an’i Hesbona, i Elale, i Kiriataima,
malagasy
Ary ny taranak'i Robena nanao an'i Hesbona sy Elale sy Kiriataima