Numbers 32:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Nebo, i Baala-Meona, izay novana ny anarany, ary i Sibma; dia nomeny anarana vaovao ireo tanàna izay naoriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Nebô ary i Baalmeôna izay samy novany anarana ary i Sabamà, ka samy nomeny ny anarana ny tanàna naoriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sy i Nebao ary i Bahala-Mehôna sy i Sibmà; ary dia nomeny anaram-baovao ny tanàna sasantsasany izay naoriny.
Malagasy Bible 1865
sy Nebo sy Bala-meona (nefa novana ny anaran'ireo) ary Sibma; ary nasiany anarana vaovao ny tanàna izay nataony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Nebo, i Baala-Meona, izay novana ny anarany, ary i Sibma; dia nomeny anarana vaovao ireo tanàna izay naoriny.
malagasy
sy Nebo sy Bala-meona (nefa novana ny anaran'ireo) ary Sibma; ary nasiany anarana vaovao ny tanàna izay nataony.