Numbers 32:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny taranak’i Makira, zanak’i Manase, dia nankany Gileada ka naharesy azy, dia nandroaka ny Amorita izay nonina teo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zanak’i Makira zanak’i Manase, nananika an’i Galaada, dia nahafaka azy, sy nandroaka ny Amôreana izay nonina tao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny taranak’i Makira, zanakalahin’i Manase, dia nankany Gilehada ka nahazo azy ary nandroaka ny Amôrita izay nipetraka tao.
Malagasy Bible 1865
Ary ny taranak'i Makira, zanak'i Manase, nankany Gileada ka nahafaka azy, dia nandroaka ny Amorita izay nonina teo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny taranak’i Makira, zanak’i Manase, dia nankany Gileada ka naharesy azy, dia nandroaka ny Amorita izay nonina teo.
malagasy
Ary ny taranak'i Makira, zanak'i Manase, nankany Gileada ka nahafaka azy, dia nandroaka ny Amorita izay nonina teo.