Numbers 32:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ireo tany noresen’NY TOMPO teo anoloan’ny fiangonan’ny Israely ireo dia tany tsara ho fiandrasana omby aman’ondry ary ny mpanomponao dia manana omby aman’ondry.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay tany nofaizin’i Iaveh teo anoloan’ny fiangonan’i Israely dia tany tsara ho fiandrasana biby fiompy; ary ny mpanomponao be biby fiompy»,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
anisan’ny tany izay azon’ny Israelita noho ny fanampian’ny TOMPO. Tany tsara iompiana biby izany; ary izahay rahateo dia manana biby fiompy maro.
Malagasy Bible 1865
ireo tany noresen'i Jehovah teo anoloan'ny fiangonan'ny Isiraely, dia tany tsara ho fiandrasana omby aman'ondry, ary ny mpanomponao manana omby aman'ondry;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ireo tany noresen’NY TOMPO teo anoloan’ny fiangonan’ny Israely ireo dia tany tsara ho fiandrasana omby aman’ondry ary ny mpanomponao dia manana omby aman’ondry.
malagasy
ireo tany noresen'i Jehovah teo anoloan'ny fiangonan'ny Isiraely, dia tany tsara ho fiandrasana omby aman'ondry, ary ny mpanomponao manana omby aman'ondry;