Numbers 32:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Gileada dia nomen’i Mosesy an’i Makira, zanak’i Manase, ka nonina tao izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa nomen’i Môizy an’i Makira, zanak’i Manase i Galaada, ary niorim-ponenana tao izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nomen’i Mosesy an’ireo taranak’i Makira zanakalahin’i Manase i Gilehada ary dia nipetraka tao ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary Gileada dia nomen'i Mosesy an'i Makira, zanak'i Manase, ka nonina tao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Gileada dia nomen’i Mosesy an’i Makira, zanak’i Manase, ka nonina tao izy.
malagasy
Ary Gileada dia nomen'i Mosesy an'i Makira, zanak'i Manase, ka nonina tao izy.