Numbers 32:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Jaira, zanak’i Manase, dia nandeha ka nandresy ireo tanànan’ny mpitoetra an-tranolay ary ny anarany nataony hoe Havota -Jaira.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandroso i Jaïra zanak’i Manase, ka nahafaka ny zana-bohiny izay nantsoiny hoe Zanabohitr’i Jaïra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mba lasa koa ny taranak’i Jaîro zanakalahin’i Manase naka ny tanàna madinika teo amin’ny Amôrita ka nanome anarana azy hoe «Havôta-Jaîro».
Malagasy Bible 1865
Ary Jaira, zanak'i Manase, nandeha ka nahafaka ny tanàna madinika teo, ary ny anarany nataony hoe Havota-jaira.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Jaira, zanak’i Manase, dia nandeha ka nandresy ireo tanànan’ny mpitoetra an-tranolay ary ny anarany nataony hoe Havota -Jaira.
malagasy
Ary Jaira, zanak'i Manase, nandeha ka nahafaka ny tanàna madinika teo, ary ny anarany nataony hoe Havota-jaira.Ary Noba nandeha ka nahafaka an'i Kenata sy ny zana-bohiny, dia nataony hoe Noba, araka ny anarany izy.