Numbers 32:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandeha i Noba ka nandresy an’i Kenata sy ireo vohitra miankina aminy, dia nataony hoe Noba, araka ny anarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandroso koa i Nobe, ka nahafaka an’i Kanata, mbamin’ny tanàna momba azy, dia nantsoiny hoe Nobe araka ny anarany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary lasa koa i Nôba naka an’i Kenata sy ny tanàna madinika manodidina ka niantso azy hoe Nôba araka ny anarany ihany.
Malagasy Bible 1865
Ary Noba nandeha ka nahafaka an'i Kenata sy ny zana-bohiny, dia nataony hoe Noba, araka ny anarany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandeha i Noba ka nandresy an’i Kenata sy ireo vohitra miankina aminy, dia nataony hoe Noba, araka ny anarany.
malagasy
Ary Noba nandeha ka nahafaka an'i Kenata sy ny zana-bohiny, dia nataony hoe Noba, araka ny anarany izy.