Numbers 32:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa izy ireo: Raha mahita fitia eo imasonao izahay, aoka homena anay mpanomponao ho zarataninay io tany io; fa aza ampitaina an’i Jordana izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hoy izy nanampy teny hoe: «Raha nahita fitia teo imasonao izahay, dia aoka io tany io no homenao ho zarataninay mpanomponao, fa aza dia ampitaina any Jordany izahay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy koa ny Reobenita sy ny Gadita hoe: –Raha ekenao ihany ny soso-kevitray, ry Mosesy, dia aoka io tany io mba homena anay ho zarataninay, fa aza entina mita an’i Jôrdàna izahay.
Malagasy Bible 1865
dia hoy koa izy: Raha mahita fitia eo imasonao izahay; aoka homena anay mpanomponao ho zara-taninay io tany io; fa aza ampitaina an'i Jordana izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa izy ireo: Raha mahita fitia eo imasonao izahay, aoka homena anay mpanomponao ho zarataninay io tany io; fa aza ampitaina an’i Jordana izahay.
malagasy
dia hoy koa izy: Raha mahita fitia eo imasonao izahay; aoka homena anay mpanomponao ho zara-taninay io tany io; fa aza ampitaina an'i Jordana izahay.