Numbers 32:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Mosesy tamin’ny taranak’i Gada sy ny taranak’i Robena: Ny rahalahinareo va handeha hanafika nefa ianareo kosa hijanona eto?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao no navalin’i Môizy ny zanak’i Gada sy ny zana-dRobena: «Ny rahalahinareo handeha hanafika, ka ianareo kosa va hijanona eto?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Mosesy tamin’ny taranak’i Gada sy ny taranak’i Reobena: –Ahoana hoe? Ny mpiray firenena aminareo handeha hanafika, ka ianareo kosa ve hijanom-potsiny eto?
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Mosesy tamin'ny taranak'i Gada sy ny taranak'i Robena: Ny rahalahinareo handeha hanafika, ka ianareo kosa hijanona eto va?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Mosesy tamin’ny taranak’i Gada sy ny taranak’i Robena: Ny rahalahinareo va handeha hanafika nefa ianareo kosa hijanona eto?
malagasy
Dia hoy Mosesy tamin'ny taranak'i Gada sy ny taranak'i Robena: Ny rahalahinareo handeha hanafika, ka ianareo kosa hijanona eto va?