Numbers 32:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany ihany no nataon’ireo rainareo, fony nirahiko avy tao Kadesy-Barnea hisafo ny tany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mova tsy izao koa no nataon’ny rainareo, fony aho naniraka azy avy tany Kadesa-Barne hisafo ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao fahadisoana toy izany koa ny rainareo, raha nirahiko avy tao Kadesy-Barnea hisafo ny tany Kanahàna izy.
Malagasy Bible 1865
Izany no nataon'ny rainareo, fony nirahiko avy tao Kadesi-barnea hisafo ny tany izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany ihany no nataon’ireo rainareo, fony nirahiko avy tao Kadesy-Barnea hisafo ny tany izy.
malagasy
Izany no nataon'ny rainareo, fony nirahiko avy tao Kadesi-barnea hisafo ny tany izy;