Numbers 32:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa niakatra hatrany an-dohasaha Eskola izy ireo ka nahita ny tany dia nanakivy ny fon’ny Zanak’Israely mba tsy handehanany ho any amin’ny tany izay efa nomen’NY TOMPO azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niakatra hatrany an-dohasahan’i Eskôla izy ary nahita ny tany, dia nampiketraka ny zanak’i Israely tsy hiditra any amin’ny tany omen’i Iaveh azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha tonga tao an-dohasahan’i Eskôla izy ka nahita ny tany, dia nanakivy ny Israelita mba tsy hankanesany any amin’ny tany izay nomen’ny TOMPO azy.
Malagasy Bible 1865
fa raha niakatra hatrany an-dohasaha Eskola izy ka nahita ny tany, dia nampiketraka ny fon'ny Zanak'Isiraely izy, mba tsy handehanany ho any amin'ny tany izay efa nomen'i Jehovah azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa niakatra hatrany an-dohasaha Eskola izy ireo ka nahita ny tany dia nanakivy ny fon’ny Zanak’Israely mba tsy handehanany ho any amin’ny tany izay efa nomen’NY TOMPO azy.
malagasy
fa raha niakatra hatrany an-dohasaha Eskola izy ka nahita ny tany, dia nampiketraka ny fon'ny Zanak'Isiraely izy, mba tsy handehanany ho any amin'ny tany izay efa nomen'i Jehovah azy.