Numbers 33:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niala tao Elima dia nitoby teo amoron’ny Ranomasina Mena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niala tao Elima izy, dia nitoby teo amoron’ny Ranomasina Mena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
niala tao Elimà, dia nitoby teo akaikin’ny Ranomasin’ny Volotara;
Malagasy Bible 1865
Ary nony niala tao Elima izy, dia nitoby tao amoron'ny Ranomasina Mena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niala tao Elima dia nitoby teo amoron’ny Ranomasina Mena.
malagasy
Ary nony niala tao Elima izy, dia nitoby tao amoron'ny Ranomasina Mena.