Numbers 33:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niala tao amoron’ny Ranomasina Mena dia nitoby tany an-tany efitra Sina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niala teo amin’ny Ranomasina Mena izy, dia nitoby tany an’efitra Sina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
niala teo amin’ny Ranomasin’ny Volotara, dia nitoby tao amin’ny taniefitra Sîna;
Malagasy Bible 1865
Ary nony niala tao amoron'ny Ranomasina Mena izy, dia nitoby tany an-efitra Sina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niala tao amoron’ny Ranomasina Mena dia nitoby tany an-tany efitra Sina.
malagasy
Ary nony niala tao amoron'ny Ranomasina Mena izy, dia nitoby tany an-efitra Sina.